A Amizade é Um País Da Europa Lyrics & Chords By Teta
Sorry, this lyrics is currently not available.
Contribute to Teta - A Amizade é Um País Da Europa Lyrics
Mahaleo - Raha Mila Fanampiana chords lyrics
Raha mila fanampiana ianao Ka misy tsy mety ny hatao Tsarovy aki eh !! fa any ho any Misy namanao tena tia anao Miandry fotsiny miandry pihy maso Miandry ho kopahin-tanana Fa...read more
Mahaleo - Tadidiko Ry Zalahy chords lyrics
Tadidiko ry zalahy t@ 72 isika vao nanomboka niaraka, Mpianatra, ankizy nisy firaisankina, tao isika no niposaka. Tsaroko tsara izany andro izany, Miara-mihira, tsisy...read more
Tarika - Raitra chords lyrics
Midobodoboka tsy mijanona ny foko Mierika ny masoko mitady tsy mahita Ny eritreritro tsy mety fa manjohy anao hatrany Manontanty, mitomany. Mitamberina ao an-tsaiko ireo...read more
Mahaleo - Hanaraka Anao chords lyrics
Hanaraka anao, toa ny aloka Ka tsy hifandao raha tsy andro tena maloka Fa raha mbola misy, tara-pahazavana Tsy hiala teo mihitsy aho raha toa mbola tamana(2) Tsy andriko intsony,...read more
Mahaleo - Hay Hay chords lyrics
Hay (6), izao vao tsapanao tokoa Fa mafy ny fiainana Hay (5), mafaitra Ny mikaroka ny soa Rehefa tsisy ny hitarainana Fony mbola teo i dada sy i neny Tsy nohenoina akory...read more